top of page

Fankalazana faha-folo taonan'ny HAVATSA-UPEM Sampana Frantsa

  • 1 janv. 2014
  • 1 min de lecture

Ho hitanao eto ny fandaharam-potoana amin'ny fankalazana ny faha-10 taonan'ny HAVATSA-UPEM Sampana Frantsa

- 20/09/2014 : Valan-dresaka sy fampirantiana :

"HAVATSA-UPEM : ny tantarany sy ny andraikiny

TENY MALAGASY ANDAFINDRIAKA : ny hoaviny"

- 15/11/2014 : Fampisehoana "Tsikin'ny Poety" - Hatsikana, Hira, Tononkalo, Dìa miangola miaraka amin'ny tovovavy Tany Harena, Toto Mwandjani, D-Lain.

- Fandaharana an'onjam-peo

- Brigade d'intervention poétique

- Contravention Poétique

- Rindrin'ny Poeta

- ...

 
 
 

Commentaires


Lohahevitra :
Tag Cloud

© 2014 novokarin'i Hanitr'Ony sy i Lalah, HAVATSA-UPEM Sampana Frantsa.

  • Facebook B&W
  • Twitter B&W
  • Google+ B&W
bottom of page