top of page

HAVATSA-UPEM Foibe

 

Noforonina poeta sy mpanoratra ary mpanao gazety 15 mirahalahy ny 6 septambra 1952 ny HAVATSA, UPEM (Union des Poètes et Ecrivains Malgaches), tao Antananarivo : Régis Rajemisa Raolison, Elie Charles Abraham, Daud Ratsarazaka, Nivo-Hary, Flavien Ranaivo, DOox na Jean Verdi Salomon Razakandraina, Ener Lalandy, Pénombre Andriampenomanana, Jean Louis Razafindratre, Odeam Rakoto, Pierre Janvier Abraham, Michel Guste Rakotonirina, Raymond Abraham, Michel Paul Abraham ary Raharison Faustin no sisa mbola velona amin'izy ireo ankehitriny.

 

 Ny tanjon'ny fikambanana dia ny fanandratana ny teny malagasy amin'ny alalan'ny Haisoratra, fiarovana ny maha Malagasy, fanandratana ny kolontsaina izay mampanankarena antsika.

 

Manana toerana lehibe eo amin'ny fanandratana ny Teny sy ny Haisoratra Malagasy izy.

 

Mbola hovelabelarina amintsika bebe kokoa eto ny momba izany.

 

 

bottom of page